Le module 1 de la formation Libérer! sera offert à Antananarivo (Madagascar) du 16 au 18 janvier 2026 prochain.
L’inscription est obligatoire, via le formulaire ci-dessous.
~
Ny fiofanana Libérer! 1 dia ho atolotra eto Antananarivo ny 16 – 18 janoary 2026 ho avy izao.
Tsy maintsy misoratra anarana eto ambany.
