Le module 1 de la formation Libérer! sera offert à Antananarivo (Madagascar) du 17 au 19 juillet 2026 prochain.
L’inscription est obligatoire, via le formulaire ci-dessous.
~
Ny fiofanana Libérer! 1 dia ho atolotra eto Antananarivo ny 17 – 19 jolay 2026 ho avy izao.
Tsy maintsy misoratra anarana eto ambany.
